The Shunammite's Land Restored
1. Then spake Elisha unto the woman, whose son he had restored to life, saying, Arise, and go thou and thine household, and sojourn wheresoever thou canst sojourn: for the LORD hath called for a famine; and it shall also come upon the land seven years.
1. "Élisée dit à la femme dont il avait fait revivre le fils: Lève-toi, va t`en, toi et ta maison, et séjourne où tu pourras; car l`Éternel appelle la famine, et même elle vient sur le pays pour sept années."
1. "Ary Elisa efa niteny tamin-dravehivavy, renin' ilay zaza maty novelominy, ka nanao hoe: Miaingà, ka mandehana ianao sy ny ankohonanao, ary mivahinia any amin' izay azonao hivahiniana; fa Jehovah efa niantso ny mosary sady ho tonga izany ka haharitra fito taona amin' ny tany."
2. And the woman arose, and did after the saying of the man of God: and she went with her household, and sojourned in the land of the Philistines seven years.
2. La femme se leva, et elle fit selon la parole de l`homme de Dieu: elle s`en alla, elle et sa maison, et séjourna sept ans au pays des Philistins.
2. "Dia niainga ravehivavy ka nanao araka ny tenin' ilay lehilahin' Andriamanitra; ary lasa izy sy ny ankohonany ka nivahiny fito taona tany amin' ny tanin' ny Filistina."
3. And it came to pass at the seven years' end, that the woman returned out of the land of the Philistines: and she went forth to cry unto the king for her house and for her land.
3. Au bout des sept ans, la femme revint du pays des Philistins, et elle alla implorer le roi au sujet de sa maison et de son champ.
3. "Ary izao no niseho, rehefa afaka ny fito taona, dia nody avy tany amin' ny tanin' ny Filistina ravehivavy; ary lasa nitaraina tamin' ny mpanjaka izy ny amin' ny tranony sy ny taniny."
4. And the king talked with Gehazi the servant of the man of God, saying, Tell me, I pray thee, all the great things that Elisha hath done.
4. Le roi s`entretenait avec Guéhazi, serviteur de l`homme de Dieu, et il disait: Raconte-moi, je te prie, toutes les grandes choses qu`Élisée a faites.
4. Ary ny mpanjaka niteny tamin' i Gehazy mpanompon' ny lehilahin' Andriamanitra hoe: Masìna ianao, lazao amiko izay zava-dehibe rehetra nataon' i Elisa.
5. And it came to pass, as he was telling the king how he had restored a dead body to life, that, behold, the woman, whose son he had restored to life, cried to the king for her house and for her land. And Gehazi said, My lord, O king, this is the woman, and this is her son, whom Elisha restored to life.
5. Et pendant qu`il racontait au roi comment Élisée avait rendu la vie à un mort, la femme dont Élisée avait fait revivre le fils vint implorer le roi au sujet de sa maison et de son champ. Guéhazi dit: O roi, mon seigneur, voici la femme, et voici son fils qu`Élisée a fait revivre.
5. Ary izao no niseho, raha mbola nilazalaza tamin' ny mpanjaka ny amin' ny nameloman' i Elisa ny maty izy, dia, indro, ilay vehivavy, renin' ny zaza maty novelominy, nitaraina tamin' ny mpanjaka ny amin' ny tranony sy ny taniny. Ary hoy Gehazy: Ry mpanjaka tompoko ô, ity ilay vehivavy, ary io koa ilay zanany maty novelomin' i Elisa.
6. And when the king asked the woman, she told him. So the king appointed unto her a certain officer, saying, Restore all that was hers, and all the fruits of the field since the day that she left the land, even until now.
6. Le roi interrogea la femme, et elle lui fit le récit. Puis le roi lui donna un eunuque, auquel il dit: Fais restituer tout ce qui appartient à cette femme, avec tous les revenus du champ, depuis le jour où elle a quitté le pays jusqu`à maintenant.
6. Ary nony nanontanian' ny mpanjaka ravehivavy, dia nilaza. Ary dia notendren' ny mpanjaka ny tandapa anankiray ka nomeny teny hoe: Avereno izay azy rehetra, ary onero ny vokatry ny taniny rehetra hatramin' ny andro nialany tamin' ny tany ka mandraka ankehitriny.
Hazael Murders Ben-Hadad
7. And Elisha came to Damascus; and Benhadad the king of Syria was sick; and it was told him, saying, The man of God is come hither.
7. "Élisée se rendit à Damas. Ben Hadad, roi de Syrie, était malade; et on l`avertit, en disant: L`homme de Dieu est arrivé ici."
7. "Ary tonga tany Damaskosy Elisa; ary narary Beni-hadada mpanjakan' i Syria; ary nisy nilaza taminy hoe: Indro, tonga aty ny lehilahin' Andriamanitra."
8. And the king said unto Hazael, Take a present in thine hand, and go, meet the man of God, and enquire of the LORD by him, saying, Shall I recover of this disease?
8. "Le roi dit à Hazaël: Prends avec toi un présent, et va au-devant de l`homme de Dieu; consulte par lui l`Éternel, en disant: Guérirai-je de cette maladie?"
8. Dia hoy ny mpanjaka tamin' i Hazaela: Mitondrà fanomezana eny an-tananao, ka mandehana, mitsenà ilay lehilahin' Andriamanitra, ary manontania izay tenin' i Jehovah aminy ka ataovy hoe: Ho sitrana ihany va aho amin' izao aretina izao?
9. So Hazael went to meet him, and took a present with him, even of every good thing of Damascus, forty camels' burden, and came and stood before him, and said, Thy son Benhadad king of Syria hath sent me to thee, saying, Shall I recover of this disease?
9. Hazaël alla au-devant d`Élisée, prenant avec lui un présent, tout ce qu`il y avait de meilleur à Damas, la charge de quarante chameaux. Lorsqu`il fut arrivé, il se présenta à lui, et dit: Ton fils Ben Hadad, roi de Syrie, m`envoie vers toi pour dire: Guérirai-je de cette maladie?
9. "Dia lasa Hazaela nitsena azy sady nitondra fanomezana tamin' izay zava-tsoa rehetra any Damaskosy, dia entana entin-drameva efapolo; ary tonga izy ka nitsangana teo anatrehany ka nanao hoe: Beni-hadada zanakao, mpanjakan' i Syria, no naniraka ahy ho aty aminao hanontany hoe: Ho sitrana ihany va aho amin' izao aretiko izao?"
10. And Elisha said unto him, Go, say unto him, Thou mayest certainly recover: howbeit the LORD hath shewed me that he shall surely die.
10. Élisée lui répondit: Va, dis-lui: Tu guériras! Mais l`Éternel m`a révélé qu`il mourra.
10. Ary hoy Elisa taminy: Mandehana, ka lazao aminy hoe: Mety ho sitrana tokoa ianao. Kanefa Jehovah efa naneho ahy fa ho faty tokoa izy.
11. And he settled his countenance stedfastly, until he was ashamed: and the man of God wept.
11. L`homme de Dieu arrêta son regard sur Hazaël, et le fixa longtemps, puis il pleura.
11. Ary nibanjina azy tsara izy, mandra-pahatonga azy ho menatra, ary dia nitomany ilay lehilahin' Andriamanitra.
12. And Hazael said, Why weepeth my lord? And he answered, Because I know the evil that thou wilt do unto the children of Israel: their strong holds wilt thou set on fire, and their young men wilt thou slay with the sword, and wilt dash their children, and rip up their women with child.
12. "Hazaël dit: Pourquoi mon seigneur pleure-t-il? Et Élisée répondit: Parce que je sais le mal que tu feras aux enfants d`Israël; tu mettras le feu à leurs villes fortes, tu tueras avec l`épée leurs jeunes gens, tu écraseras leurs petits enfants, et tu fendras le ventre de leurs femmes enceintes."
12. Ary hoy Hazaela: Nahoana no mitomany ianao, tompoko? Fa namaly izy hoe: Satria fantatro izay ratsy hataonao amin' ny Zanak' Isiraely: ny fiarovany mafy harodanao, ny zatovony hovonoinao amin' ny sabatra, ny zanany madinika hotorotoroinao, ary izay bevohoka eo aminy hotatahanao.
13. And Hazael said, But what, is thy servant a dog, that he should do this great thing? And Elisha answered, The LORD hath shewed me that thou shalt be king over Syria.
13. Hazaël dit: Mais qu`est-ce que ton serviteur, ce chien, pour faire de si grandes choses? Et Élisée dit: L`Éternel m`a révélé que tu seras roi de Syrie.
13. Fa hoy Hazaela: fa ahoana, moa alika va ny mpanomponao, no dia hahavita izany zavatra lehibe izany? Fa Elisa namaly hoe: Efa nasehon' i Jehovah tamiko fa, indro, ianao no ho mpanjakan' i Syria.
14. So he departed from Elisha, and came to his master; who said to him, What said Elisha to thee? And he answered, He told me that thou shouldest surely recover.
14. Hazaël quitta Élisée, et revint auprès de son maître, qui lui dit: Que t`a dit Élisée? Et il répondit: Il m`a dit: Tu guériras!
14. Dia niala teo amin' i Elisa izy ka nankany amin' ny tompony, izay niteny taminy hoe: Ahoana no nolazain' i Elisa taminao. Dia namaly izy hoe: Nolazainy tamiko fa ho sitrana tokoa ianao.
15. And it came to pass on the morrow, that he took a thick cloth, and dipped it in water, and spread it on his face, so that he died: and Hazael reigned in his stead.
15. Le lendemain, Hazaël prit une couverture, qu`il plongea dans l`eau, et il l`étendit sur le visage du roi, qui mourut. Et Hazaël régna à sa place.
15. "Ary izao no niseho, nony ampitso, dia nalain' i Hazaela ny lamba matevina ka natsobony tamin' ny rano ary nasarony ny tavan' i Beni-hadada, ka dia maty izy; ary Hazaela no nanjaka nandimby azy."
Jehoram King of Judah
16. And in the fifth year of Joram the son of Ahab king of Israel, Jehoshaphat being then king of Judah, Jehoram the son of Je hoshaphat king of Judah began to reign.
16. La cinquième année de Joram, fils d`Achab, roi d`Israël, Joram, fils de Josaphat, roi de Juda, régna.
16. Ary tamin' ny taona fahadimy nanjakan' i Jorama, zanak' i Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely, no vao nanomboka nanjaka i Jehorama, zanak' i Josafata, mpanjakan' ny Joda, tamin' ny nanjakan' i Josafata tany Joda.
17. Thirty and two years old was he when he began to reign; and he reigned eight years in Jerusalem.
17. Il avait trente-deux ans lorsqu`il devint roi, et il régna huit ans à Jérusalem.
17. Roa amby telopolo taona izy, fony vao nanjaka, ary valo taona no nanjakany tany Jerosalema.
18. And he walked in the way of the kings of Israel, as did the house of Ahab: for the daughter of Ahab was his wife: and he did evil in the sight of the LORD.
18. Il marcha dans la voie des rois d`Israël, comme avait fait la maison d`Achab, car il avait pour femme une fille d`Achab, et il fit ce qui est mal aux yeux de l`Éternel.
18. Ary nandeha tamin' ny lalan' ny mpanjakan' ny Isiraely izy, dia tahaka ny nataon' ny taranak' i Ahaba, fa ny zanakavavin' i Ahaba no vadiny, ary nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah izy.
19. Yet the LORD would not destroy Judah for David his servant's sake, as he promised him to give him alway a light, and to his children.
19. Mais l`Éternel ne voulut point détruire Juda, à cause de David, son serviteur, selon la promesse qu`il lui avait faite de lui donner toujours une lampe parmi ses fils.
19. Nefa Jehovah tsy nety nandringana ny Joda noho ny amin' i Davida mpanompony, araka ilay nampanantenainy taminy fa homeny jiro mandrakariva izy sy ny zanany.
20. In his days Edom revolted from under the hand of Judah, and made a king over themselves.
20. De son temps, Édom se révolta contre l`autorité de Juda, et se donna un roi.
20. "Tamin' ny androny no niodinan' i Edoma ka tsy nanoa ny Joda, fa nanangana mpanjaka ho azy;"
21. So Joram went over to Zair, and all the chariots with him: and he rose by night, and smote the Edomites which compassed him about, and the captains of the chariots: and the people fled into their tents.
21. "Joram passa à Tsaïr, avec tous ses chars; s`étant levé de nuit, il battit les Édomites, qui l`entouraient et les chefs des chars, et le peuple s`enfuit dans ses tentes."
21. "Ka dia nankany Zaira i Jorama, ary ny kalesy rehetra nentiny hiaraka aminy; ary nanaovany latsak' alina ny Edomita, izay nanodidina azy, mbamin' ny komandin' ny kalesy; ary nandositra ho any an-dainy ny olona."
22. Yet Edom revolted from under the hand of Judah unto this day. Then Libnah revolted at the same time.
22. La rébellion d`Édom contre l`autorité de Juda a duré jusqu`à ce jour. Libna se révolta aussi dans le même temps.
22. Ary Edoma mbola niodina ka tsy nanoa ny Joda mandraka androany. Ary Libna koa dia niodina tamin' izany fotoana izany.
23. And the rest of the acts of Joram, and all that he did, are they not written in the book of the chronicles of the kings of Judah?
23. Le reste des actions de Joram, et tout ce qu`il a fait, cela n`est-il pas écrit dans le livre des Chroniques des rois de Juda?
23. Ary ny asan' i Jorama sisa mbamin' izay rehetra nataony, tsy efa voasoratra ao amin' ny bokin' ny tantaran' ny mpanjakan' ny Joda va?
24. And Joram slept with his fathers, and was buried with his fathers in the city of David: and Ahaziah his son reigned in his stead.
24. Joram se coucha avec ses pères, et il fut enterré avec ses pères dans la ville de David. Et Achazia, son fils, régna à sa place.
24. "Ary lasa nodimandry any amin' ny razany Jorama, dia nalevina tao amin' ny razany tao an-tanànan' i Davida; ary Ahazia zanany no nanjaka nandimby azy."
Ahaziah King of Judah
25. In the twelfth year of Joram the son of Ahab king of Israel did Ahaziah the son of Jehoram king of Judah begin to reign.
25. La douzième année de Joram, fils d`Achab, roi d`Israël, Achazia, fils de Joram, roi de Juda, régna.
25. Tamin' ny taona faharoa ambin' ny folo nanjakan' i Jorama, zanak' i Ahaba, mpanjakan' ny Isiraely no vao nanomboka nanjaka Ahazia, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda.
26. Two and twenty years old was Ahaziah when he began to reign; and he reigned one year in Jerusalem. And his mother's name was Athaliah, the daughter of Omri king of Israel.
26. Achazia avait vingt-deux ans lorsqu`il devint roi, et il régna un an à Jérusalem. Sa mère s`appelait Athalie, fille d`Omri, roi d`Israël.
26. Roa amby roapolo taona Ahazia, fony izy vao nanjaka, ary herintaona no nanjakany tany Jerosalema. Ary ny anaran-dreniny dia Atalia, zanakavavin' i Omry, mpanjakan' ny Isiraely.
27. And he walked in the way of the house of Ahab, and did evil in the sight of the LORD, as did the house of Ahab: for he was the son in law of the house of Ahab.
27. Il marcha dans la voie de la maison d`Achab, et il fit ce qui est mal aux yeux de l`Éternel, comme la maison d`Achab, car il était allié par mariage à la maison d`Achab.
27. Ary nandeha tamin' ny lalan' ny taranak' i Ahaba izy, ka nanao izay ratsy eo imason' i Jehovah tahaka ny nataon' ny taranak' i Ahaba fa vinanton' ny taranak' i Ahaba izy.
28. And he went with Joram the son of Ahab to the war against Hazael king of Syria in Ramothgilead; and the Syrians wounded Joram.
28. Il alla avec Joram, fils d`Achab, à la guerre contre Hazaël, roi de Syrie, à Ramoth en Galaad. Et les Syriens blessèrent Joram.
28. "Ary niaraka tamin' i Jorama, zanak' i Ahaba izy mba hiady amin' i Hazaela, mpanjakan' i Syria, tany Ramota-gileada; ary ny Syriana nahavoa an' i Jorama."
29. And king Joram went back to be healed in Jezreel of the wounds which the Syrians had given him at Ramah, when he fought against Hazael king of Syria. And Ahaziah the son of Jehoram king of Judah went down to see Joram the son of Ahab in Jezreel, because he was sick.
29. Le roi Joram s`en retourna pour se faire guérir à Jizreel des blessures que les Syriens lui avaient faites à Rama, lorsqu`il se battait contre Hazaël, roi de Syrie. Achazia, fils de Joram, roi de Juda, descendit pour voir Joram, fils d`Achab, à Jizreel, parce qu`il était malade.
29. Dia niverina Jorama mpanjaka mba hotsaboina tao Jezirela amin' ny feriny tamin' ny nahavoazan' ny Syriana azy tao Rama, fony izy niady tamin' i Hazaela, mpanjakan' ny Syria. Ary Ahazia, zanak' i Jehorama, mpanjakan' ny Joda, nidina hamangy an' i Jorama, zanak' i Ahaba, teo Jezirela, satria narary izy.